Teny iditra |
miloaka
(loaka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Misy loaka na lavaka Maninteraka [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To have a hole in it [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | être percé, troué [1.3, 1.8]
|
| Ouvrir la bouche pour parler: vao niloa-bava izahay, vao niloaka ny vavanay, dia tonga izy (à peine nous avions ouvert la bouche pour parler qu’il est arrivé [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
miloaka,
miloakan' |
Ny lasa : |
niloaka,
niloakan' |
Ny hoavy : |
hiloaka,
hiloakan' |
Filaza mandidy : |
miloaha |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|