Teny iditra milobaloba (lobaloba (loba))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Malalaka ka hita misy rivotra mitakobana amin' ny elanelan' ny akanjo sy ny vatana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : milobaloba
Ny lasa : nilobaloba
Ny hoavy : hilobaloba

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20