Teny iditra | milobolobo (lobolobo) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mifanety, mifanizina (zavamaniry) [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Thick (of foliage or a forest) [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | épais, touffu (en parlant du feuillage d'une forêt) [1.8] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | mibolobolo, milobolobo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |