Teny iditra miloha (loha)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miendrika lohan-javatra toy izao na toy izao: Miloha lefona ny tahon' ny saina [Rajemisa 1985]
Endriteny 
miloha
niloha
hiloha

Teny iditra miloha
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] fomba fitolon'omby [Rakotosaona 1972]

2010/05/06