Teny iditra miloka (loka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Milalao vola (misy zavatra iadiana: karatra, kodiakely, hazakaza-tsoavaly... ka manome vola an' izay maharesy izay resy na maty loka). [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to gamble [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay jouer de l'argent, parier [Hallanger 1974]
Endriteny 
miloka
niloka
hiloka
milokà
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra miloka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanosy] midera [Rakotosaona 1972]

Teny iditra milokà (loka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miloka [firaketana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/08/14