Teny iditra miloko (loko)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Misy loko: Miloko mena itsy trano itsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Painted, colored; glued; colored with rouge, etc [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Coloré, collé; qui se met du rouge à lèvre [1.8]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08