Teny iditra milomano mitsintsin-javatra
Singan-teny milomano ; mitsintsy ; zavatra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fampisehoana fahaizana milomano ka ny tanana iray mivoy ny rano, ny iray mitondra zavatra arangaranga eny ambony rano [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24