Teny iditra milondolondo (londolondo)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Sorisorena, mavesabesatra toa ta hatory [...]
¶ (andro) Mavesabesatra toa mampatory [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be sleepy, to nod [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   avoir sommeil, s'assoupir [Hallanger 1974]
Ny bikany  
milondolondo
nilondolondo
hilondolondo

Nohavaozina tamin' ny 2012/08/29