Teny iditra milopilopy (lopilopy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mipipy maso, mipendrampendrana: Milopilopy izany hazavana izany ka mamparary maso
Tsy mazava tsara: Milopilopy ny jiro (mitsilopilopy no fiteny matetika kokoa) [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : milopilopy
Ny lasa : nilopilopy
Ny hoavy : hilopilopy
Filaza mandidy : milopilopia

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05