Teny iditra milotika (lotika)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Malemy boda: Milotika loatra ity vary ity
Maloto, misotisoty, misotitika: Hatramin' ny maraina ka hatramin' ny hariva, milotika foana ny tarehin' io zaza io
Sosotra mafy na tezitra any am-po: Milotika ny atin-dRamatoa iny nahita azy [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05