Teny iditra mimalo (malo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Matahotra ka mihemotra, tsy sahy mandroso na manao [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mimalo
nimalo
himalo

Teny iditra mimalo (malo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] manamarina [Rakotosaona 1972]
Teny mitovy hevitra mitsabo malo

2010/05/06