Teny iditra mimamo (mamo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misotro be loatra ka tonga mamo: Nimamo tany indray izay Rakoto [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be drunk [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être ivre; s'enivrer [Hallanger 1974]
Endriteny 
mimamo
nimamo
himamo
mimamoa

2012/08/29