Teny iditra mimasimasy (masimasy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Midarondarona, midonanaka
Misalasala be ihany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mimasimasy
Ny lasa : nimasimasy
Ny hoavy : himasimasy
Filaza mandidy : mimasimasia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20