Teny iditra mimoimoy (moimoy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mimonomonon-kasosorana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mimoimoy
nimoimoy
himoimoy
mimoimoiza

Teny iditra mimoimoy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] mibedibedy [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31