Teny iditra mimokimoky (mokimoky)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miezaka mafy, mikely aina, vonombonona sy marisika fatratra, mikikitra, mimokitra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mimokimoky
nimokimoky
himokimoky
mimokimokia

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31