Teny iditra mimolotra (molotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manamboamboatra ny molotra toy ny zaza te hitomany, ohatra ny midongy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mimolotra
Ny lasa : nimolotra
Ny hoavy : himolotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20