Teny iditra mimonjomonjo (monjomonjo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mingonongonona noho ny tsy fahafaliana na hatezerana, tsy mahaloa-peo [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to murmur in discontent [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay murmurer son mécontentement [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
mimonjomonjo
nimonjomonjo
himonjomonjo
mimonjomonjoa
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31