Teny iditra mimpirina (ampirina)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Milamina, milahatra, voapetraka tsara am [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Ohatra   Misy sainam-pirenena malagasy mimpirina tokoa ery an-joron-trano. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 180]
Ny bikany  
mimpirina
nimpirina
himpirina

Nohavaozina tamin' ny 2013/05/01