Teny iditra minananana (nananana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mikiakiaka, mihoakoaka, midradradradra
Mitovy hevitra: miantsoantso ~ mihohahoha [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to cry, to scream, to shout. [Richardson 1885]
 to scream, to cry frantically [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay pousser des cris perçants [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
minananana
ninananana
hinananana
minanananà
Ohatra Eny, minananana izy noho ny sandrin'ny mahery, [Baiboly: 22:035:009/Joba 35:9..]

Teny iditra minanananà (nananana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao minananana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31