Teny iditra mindray
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Mahafaly] tamin'izay, miaraka tamin'izay [Rakotosaona 1975]

Teny iditra mindray
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Mahafaly] mitokana [Rakotosaona 1975]

Teny iditra mindray
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] manaraka [Rakotosaona 1975]
  [Bara] miaraka, mitoby, miara-mipetraka [Rakotosaona 1975]

Teny iditra mindray
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] mitovy, sahala [Rakotosaona 1975]

Teny iditra mindray
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] feno [Rakotosaona 1975]
Mpitovy hevitra mindry

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31