Teny iditra minendonendo (nendonendo)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mangirangirana, mandina, mihilontrilona: Minendonendo erỳ ny loha solan' i dadabe [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy greasy, oily, shining, as varnish, etc. [Richardson 1885]
Teny mitovy hevitra minendo

2009/02/23