Teny iditra mineraly
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra ao anatin' ny tany, toy ny vy na ny vato [1.1]
 Zaka madio avy ao anaty tany [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Minéral [1.13]
Ohatra 
1Ny mineraly (dia ny volamena, sy volafotsy, sy varahina, sy firaka, sy vy, sy vatosoa, sy diamondra, sy arin-tany, etc. [1.123]
2Indraindray misy mineraly aza hita ao amy ny sela na amy ny rindriny, dia solifara sy vy sy afovato sy sira ary sokay, ete. [1.357]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: minéral.

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31