Teny iditra mingonona (ngonona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao teny an' orona na avy any an-tenda toa mimonomonona
¶ Manao feo malefaka [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to mutter, to grumble, to murmur [Richardson 1885]
Haiendriteny 
mingonona
ningonona
hingonona
mingonòna

Teny iditra mingonòna (ngonona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mingonona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31