Teny iditra mingonongonona (ngonongonona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Milaza na manonona teny tsy mazava tsara fa ao am-bava fotsiny [Rajemisa 1985]
 to mutter, to grumble, to murmur [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
mingonongonona
ningonongonona
hingonongonona
mingonongonòna
Mpitovy hevitra mingonona

Teny iditra mingonongonòna (ngonongonona (ngonona))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mingonongonona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31