Teny iditra ministeran > ministera
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [ minisitera ] Sampan-draharaha ambony indrindra ao anatin' ny Governemanta: Ny minisiteran' ny fampianarana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   sampan-draharaha ambony ao amin' ny fito [...] [tohiny Rakotonaivo 1993]
Famaritana anglisy   a government department or ministry [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   un ministère du gouvernement [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Tamin' izany, dia nisy Ministera nihevitra ny hanovana ny satan' ny Tany Ampitandranomasina. [Fagereng: Tantara, takila 84]
2Avy amin' ireo rijan-teny ireo no nahatonga ny Ministera maro ho nankinina tamina miaramila am-perinasa. [ , 2003/04/11]
Voambolana  
Ny fihaviany   Frantsay: ministère.
Fifanahafana   minisitra