Teny iditra minitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ampahenimpolon' ny ora iray: Eo amin' ny roapolo minitra eo ny indray mahamasa-bary [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a minute [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay minute [Hallanger 1974]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: minute.
Ohatra 
1Rehefa afaka tokony ho folo minitra dia niteny izy. [Rajohanesa: Kintana]
2Mpananotena nanomboka tamin' izay ora sy minitra izay Rasoa. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 70]
3Niandry iray minitra i Donga. [Andraina: Mitaraina, takila 236]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31