Teny iditra minona (inona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka, Tambahoaka, Tanala] misotro rano, ets.; mihinana rano-javatra: Amboa minon-drano ka ñ'vetiny am-parane [Rakotosaona 1975]
 Misotro tangena mba hahazoana mitsara na diso na tsia, raha toa ka nisy niampangana ny tena ho nahavita heloka, indrindra ho mpamosavy [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay boire le tanguin, subir l'épreuve du tanguin [Abinal 1888]
Endriteny 
minona
ninona
hinona
minòna
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra minòna (inona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao minona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31