Teny iditra miodina (odina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikomy, mioko; tsy manaiky ny fahefana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to rebel, to rise in rebellion. [Richardson 1885]
 to rebel; to betray [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay se révolter; trahir [Hallanger 1974]
Endriteny 
miodina
niodina
hiodina
miodìna

Teny iditra miodìna (odina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miodina [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/08/30