Teny iditra | miody (ody) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Asiana fanafody: Aretina tsy dia manao ahoana loatra io: Jereo fa sitran-tsy miody akory io [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To take medicine [1.2] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Recevoir des pansements, des soins, des remèdes [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny miody io | ||||||
Fivaditsoratra | dimio, midio, miody |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |