Teny iditra miofy (ofy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manala hoditra voankazo; mivaofy, manala kirany: Ny olona fadiranovana no miofy voankazo amin' ny vava. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To peel, to scale, to skin. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miofy
Ny lasa : niofy
Ny hoavy : hiofy
Filaza mandidy : miofia
Tovy hevitra miofo
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11