Teny iditra miofy akondro vava (ofy, akondro, vava)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy enti-milaza ny olona mahantra fadiranovana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to take the skin off bananas with the mouth
¶ fig. very poor and wretched. See faraidina. [Richardson 1885]
Ohatra Mba nisy fianarana kely nodiaviko ihany, mba misy fahalalana kely ananako ihany, tsy azo lazaina ho miofy akondro vava tahaka an' i Dada sy Neny aho. [Andraina: Mitaraina, takila 258]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31