Teny iditra miohatra (ohatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitaha, miolotra: Mandeha haingana ny lamasinina, miohatra amin' ny fiarambahoaka [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy measured. (prov.) [Richardson 1885]
Haiendriteny 
miohatra
niohatra
hiohatra
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31