Teny iditra mioko (oko)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mikomy; miray hevitra hiaramanao teti-dr [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to consult privately [Richardson 1885]
   to plot [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   comploter, être sinueux; se détourner; être ambigu [Hallanger 1974]
Ohatra   Na inona na inona amin' ny fiainana, na olona manodidina, na toe-javatra miseho, na lahatra sy anjara koa aza, toa miara-mioko daholo izany hanindry ny efa lavo rahateo. [Andraina: Mitaraina, takila 98]
Ny bikany  
mioko
nioko
hioko
miokoa

Teny iditra mioko (oko)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Dikanteny anglisy   In the provinces it means to temper a knife. [Provincial] [Richardson 1885]
Ny bikany  
mioko
nioko
hioko

Nohavaozina tamin' ny 2013/05/02