Teny iditra miolakolaka (olakolaka (olaka))
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Famaritana malagasy tsy mahitsy [SLP 1986]
Famaritana anglisy  miolaka [Richardson 1885]
 to meander; to speak ambiguously or evasively [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être sinueux; se détourner; être ambigu [Hallanger 1974]
 en courbe [SLP 1986]
Endriteny 
miolakolaka
niolakolaka
hiolakolaka
Teny mitovy hevitra miolaka
Ohatra 
1Miolakolaka manaraka ny fefiloha natao ho azy kosa Ikopa. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 5]
2Mitahiry ao an-tsainy ny filazan'ny olo-malaza izy, ary mahatakatra ny oha-teny miolakolaka. [Baiboly: 28:039:002/Eklesiastika 39:2..]
Teny nalaina 

2015/09/30