Teny iditra miolana (olana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mifadiditra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To twist; to take by seizure of the hand. [1.2]
 To twist [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être tordu; se tordre [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miolana
Ny lasa : niolana
Ny hoavy : hiolana
Filaza mandidy : miolàna
Kamban-teny 
Anaram-biby 

Teny iditra miolàna (olana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miolana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20