Teny iditra miolika (olika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mivily, mihodina: Eto no miolika miankandrefana ny renirano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To wind about as a serpent; also same as miolaka. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay être sinueux, en zigzag, en spirale, se détourner, serpenter [1.3]
Ohatra Irony lalana ery avaratra ery
dia malomaloka toa lalana ela
ary toa miolika atsy toa miolika aroa
nefa manodidina no andrefan-tranon-dRatiakonohoniolona
[2.131]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miolika
Ny lasa : niolika
Ny hoavy : hiolika
Filaza mandidy : mioleha
Tovy hevitra miolaka ~ miolikolika
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20