Teny iditra miolomay (olomay)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitoetr' olona may, dotra, mihazakazaka mafy, dodona dia dodona, maika dia maika. (Azo heverina koa anefa fa fototeny hafa no niavian' io teny io: milomay (l-omay), izay mihazakazaka, dodona koa no heviny) [1.1]
  [Bezanozano] Mihazakazaka [1.78]
Ohatra Antsoin-dreniny hanolan-damba miaraka aminy ny vavimatoany ka mailaka ery izy mamaly ny "eny ry neny a" amin-tsiky sy miolomay manantona an-dRasoa. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miolomay
Ny lasa : niolomay
Ny hoavy : hiolomay

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05