Teny iditra miomana (omana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao ny fitandremana rehetra ilaina mba hahombiazana amin' izay atao na tsy ho voatampoka raha misy zava-mitranga: Nahomby tamin' ny fanadinana izy satria niomana tsara
Manao izay rehetra hahavonona ny tena amin' ny fanaovan-javatra na asa iray: Nandritra ny hateloana, niomana tamin' ny diany foana izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To prepare, to get ready [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Se préparer, faire des préparatifs [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miomana
Ny lasa : niomana
Ny hoavy : hiomana
Filaza mandidy : miomàna

Teny iditra miomàna (omana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miomana [fitanisana]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20