Teny iditra miomba (omba)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manaraka: Niomba an' irỳ lalana irỳ ilay olona nandositra
Mandeha miaraka amin' ny: Miomba an-dreniny mandrakariva Ibalita, na miantsena na mamangy havana na mivavaka
Miandany: Izay miomba ny fahavaloko tsy mety ho namako [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Same as momba
Ohatra Fitsetserana sy endrika mangoraka no reny sy hitan' ny masony miomba azy sy ny ankohonany. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miomba
Ny lasa : niomba
Ny hoavy : hiomba
Filaza mandidy : miombà

Teny iditra miombà (omba)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miomba [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20