Teny iditra miompana (ompana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miraikitra, mipetaka: Niompana tamin'ny hazo izy no notifirina
Miankina, mifototra: Miompana amin'ny hevitra hoe "nateraka ho tsara ny olombelona" ny fampianaran'i Rousseau [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Connected, tied. [1.2]
Ohatra Saika miompana amin'io toekarena io sy ny fandaminana azy avokoa ireo kabary voaray. [2.606]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miompana
Ny lasa : niompana
Ny hoavy : hiompana
Filaza mandidy : miompàna

Teny iditra miompàna (ompana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miompana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/10