Teny iditra miondana (ondana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manana ondana: Matory tsy miondana
Mampiasa ho ondana: Miondam-bato [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To have a pillow under the head. [1.2]
 To pillow one's head on [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Mettre la tête sur un oreiller [1.8]
Ohatra Tsy nijanonjanona izy, fa lasa niaraka tamin'izay, ka nahita an'Ilaizo miondana eo amin'Ilaimanga, mba efa mahahiratra ny masony. [2.324]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miondana
Ny lasa : niondana
Ny hoavy : hiondana
Filaza mandidy : miondàna
Kamban-teny 

Teny iditra miondàna (ondana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miondana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14