Teny iditra miondrika (ondrika)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Milefitra ny loha, mirona, miraika mialo [...]
¶ Manarampo (amin' ny alahelo): Aza dia [...] [tohiny Rajemisa: Rakibolana]
Dikanteny anglisy   To bow, to stoop, to bend. [Richardson 1885]
   To bow, to stoop [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   S'incliner, se courber; baisser la tête [Hallanger 1974]
Ohatra   Rahefa mandeha eny an-dalana ny olona, miondrika toa vesarana entana izany. [Andraina: Mitaraina, takila 110]
raha mitraka homana aviavy / raha miondrika homana amontana [Fox: Hainteny, laharana 344]
Ny bikany  
miondrika
niondrika
hiondrika
miondreha

Nohavaozina taminy 2013/05/05