Teny iditra miongana (ongana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mianjera ambony ambany, mihohoka: Niongana ny latabatra
¶ Lavo, potraka: Niongana tao amin' ilay kisolosolo avaratra tao izy
¶ Mietry, miletsy: Efa niongana ela ilay mpitandrina teto fantatrao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to fall down, to sink, to be reduced. [Richardson 1885]
Endriteny 
miongana
niongana
hiongana
miongàna
Ohatra raha mbola tsy very ny saina / ka tsy miongana ny fanahy / dia mbola mahalala menatra ihany [Fox: Hainteny, laharana 41]

Teny iditra miongàna (ongana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miongana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/05/05