Teny iditra miongongo
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Mitondra (entana betsaka): Feta ko atraotraoke ko teña ro miongongo ny anteña (Koban-dravina, samia mitondra ny azy, fa ndrao mifangalatra) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31