Teny iditra miongotra (ongotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miala hatramin' ny fakany: Niongotra ho azy ilay bararata naniry tao atsinanan-trano [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy plucked up by the roots. [Richardson 1885]
 to be pulled up; to fall out, as hair or feathers [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être arraché, déraciné; tomber comme des cheveux [Hallanger 1974]
Endriteny 
miongotra
niongotra
hiongotra
miongora
Teny nalaina 

2012/08/30