Teny iditra mionitra (onitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miefa: Nionitra ihany lahy ny fatiantony
Misolo: Matokisa fa hionitra ny andronao very
Miverina: Raha mba olona misaina koa ilay nangalatra, hionitra ny famantaranandronao volamena iny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Restored, recovered, remunerated. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mionitra
Ny lasa : nionitra
Ny hoavy : hionitra
Filaza mandidy : mionera
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20