Teny iditra mionona (onona)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mitony, mihaketraka, mihalefaka: Nionona ihany ny hatezerany
¶ Manaiky ny anjara ka mandefitra izay mihatra: Ry foko ô, mionòna; manaova alahelo hendry / ka ekeo ho fitondrana ny anjara sy ny tendry. (Dox) [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be appeased, to be assuaged. [Richardson 1885]
   to be consoled, to be comforted [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   se consoler, s'apaiser [Hallanger 1974]
Ohatra   fa ny ray aman-drenin'ny adala efa manindry fo tsy ho tia / ary efa mionona an-kibo tsy hanana [Fox: Hainteny, laharana 322]
Ny bikany  
mionona
nionona
hionona
mionòna

Teny iditra mionòna (onona)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mionona [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2013/05/05