Teny iditra miontailanina (ontailanina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mibilaka, mitongilana na misompirana; mandringa ila (rafitra) [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miontailanina
Ny lasa : niontailanina
Ny hoavy : hiontailanina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05