Teny iditra miory (ory)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Malahelo, mijaly: Tonga izahay miara-miory aminareo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to assume an air of misery. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay être affligé, malheureux, pauvre [Abinal 1888]
Endriteny 
miory
niory
hiory
mioria
Ohatra Nirohotra ny fokonolona nampiseho ny fiaraha-miory amin' ny fianakaviana sy nanao ny fikarakarana rehetra nilaina. [Andraina: Mitaraina, takila 82]

2013/05/04