Teny iditra miotra (otra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Safoina sy tsindriana amin' ny rantsantanana mba hitsotra ny hozatra amin' ny faritra marary: Miotra isan-kerinandro aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be rubbed
Also provincial for mianotra [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miotra
Ny lasa : niotra
Ny hoavy : hiotra
Filaza mandidy : miora

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20